Entry | 1 tsy refesi-mandidy |
Elementary words | 2 tsy, refesina, mandidy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza ny mpitondra manao jadona [1.1] |
Examples |
5 Azo adika ho finiavan' ny mpitondra hametraka fitondrana tsy refesi-mandidy ve izany? [4.27] |
Analogs | 6 mandidy tokana, tsy zehena, mpanao teniko fe lehibe, mpanao teny tsy valiana, mpanao teny jadona |
Updated on 2023/06/19 |